Mihoatra Lavitra (TCR (Tarika Christophe Ratrema))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsinjovy ny voro-manidina
Zay tsy mamafy na mijinja
Tsy mitaona ho any an-tsompitra izy ireny eh
Nefa itxm velombelona eny

Ny Raintsika izay any an-danitra
No mamelona finaritra
Miadidy azy ary koa mikarakara
Tsy avelany mlkbvu ho diso anjara

Fiv:
Mihoatra lavitra noho ireny ianao ô
Raha mino tononkira.serasera.org sy hankato ny teny
Aoka hiorina finoana
Ka hivavaka sy hifona

Jereo ny voninkazo any an-tsaha
Ampitafiany voninahitra
Maika fa ianao ejno izay fofon'ainy
Minoa fa hokarakarainy

Fiv:
Mihoatra .....sns

Katsaho aloha ny fanjakany
Mandalo anie ny eto an-tany
Ampiany ianao fa aza manahy ny amin'zany eh
Ankasitraho aloha ny androany

Fiv(X2):
Mihoatra...sns

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TCR (Tarika Christophe Ratrema)
Vangy : 16328
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kasimodo
Daty : 04/03/2011 10:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395