ANAO AHO TOMPO (TCR (Tarika Christophe Ratrema))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao aho xugrif Tompo ô!
Reko ny feonao
‘Zay mitory ny fitiavanao ahy
Nefa mila hatsangan’ny finoana aho
Hanatonako Anao

Fiv:
       tononkira.serasera.org   Tompo ô! Ataovy manakaiky Anao
         Sy ny hazo fijalianao aho
     fzmdul     Manakaiky izany lanivohanao
         Mivoa-drà ka hisaorako

Hafaliana manao ahoana
Izany ora iray
Manatrika ny seza fiandriananao
Raha mandohalika hivavaka aho Tompo ô!
Hiresaka aminao sakaizako

Atokany ny fiainako
Hanao ny asanao
Amin’ny hery sy ny fahasoavanao
Dia grtswcme tohano ny fanahiko hibanjina amin’ny toky
Ka izay sitrakao no sitrako

Chrisptophe Ratrema

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : TCR (Tarika Christophe Ratrema)
Visites : 14092
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nofy
Date : 13/10/2004 07:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395