Misy olom-baovao (Tarika Natia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy olom-baovao hono eh
Kristiana no anarany
Aiza izy no tononkira.serasera.org vymgf mipetraka ah
Any an-danitra any
Ho an'i Jesosy ny voninahitra
Izy no mpanjaka ybizb tsara
Mandrindra mandamina ny tantara
Ho an'i ymkdaepx Jesosy ny voninahitra
Fanjakana Mandrakizay
Kristiana no anarany
Aiza izy no tononkira.serasera.org vymgf mipetraka ah
Any an-danitra any
Ho an'i Jesosy ny voninahitra
Izy no mpanjaka ybizb tsara
Mandrindra mandamina ny tantara
Ho an'i ymkdaepx Jesosy ny voninahitra
Fanjakana Mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika NatiaVangy : 617
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NyAndoNirina
Daty : 06/10/2023 14:19
