Tsy afaka an-tsaiko (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy afaka an-tsaiko Tompo
N'aiza n'aiza no misy ilyobx ahy
Ny fitiavanao ahy mpanompo
Notoloranao fanahy
Tsy afaka an-tsaiko Ianao (Jesoa)
Ka mba fiangaviako njwkdhtu ny hoe (Jesoa)
Tazony ny foko ho Anao
Izay no mba tiako re

Na andro na alina aza
Tsy mba hanadinoako Anao
Fa efa tononkira.serasera.org tiako Ianao fahazaza
Tsy foiko hatramin'izao
Ny foko tsy hiala Aminao (Jesoa)
Ny tanantsika mifandray (Jesoa)
Ny fiana-mitoetra anilanao
No handova rahatrizay

Soraty ao am-poko hitoetra
Ireo didim-pitiavanao
Aoka ny sitrakao rehetra
Fa tsy ny ahy no hatao
Tohano raha mila handao (Jesoa)
Fefeo nroypn mba tsy hivily koa (Jesoa)
Ianao ho ahy ary izaho ho Anao
Fa babonao aho Jesoa

FA BABONAO AHO JESOA...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Miantefa
Vangy : 483
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Namana tsy mahafoy
Daty : 08/10/2024 05:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1721