Ny Fitiavanao Jesoa (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavanao Jesoa, fitia mahasoa
Andrim-piainana iankinan’ny fo
Notantananao ny dia ka sambatra ery
Ity mpanompo nombanao fitia

Ny fitiavanao Jesoa, fitia mahasoa          
Andrim-piainana iankinan’ny fo
Notantananao ny dia ka sambatra ery
Ity mpanompo nombanao fitia

Andrim-piainana feno mampifaly vipzcd fo
Ny fitiavanao ahy ry Tompo Tsitoha
Fifaliana nomena hatrizay ka hatrizao
Sambatra aho
Sambatra aho manana Anao
Fifaliana nomena hatrizay ka hatrizao
Sambatra aho
Sambatra aho manana tononkira.serasera.org Anao

Tsy hiala Aminao aho ry Jesoa fitia
Hitoetra eo anilanao ho doria
Hiara-paly Aminao aho
ho mandrakizay
Ny wzzom antsika ho fitia mifandray

Tsy hiala Aminao aho ry Jesoa fitia
Hitoetra eo anilanao ho doria
Hiara-paly Aminao aho
ho mandrakizay
Ny antsika ho fitia mifandray

Andrim-piainana feno mampifaly fo
Ny fitiavanao ahy ry Tompo Tsitoha
Fifaliana nomena hatrizay ka bnysg hatrizao
Sambatra aho
Sambatra aho manana Anao
Fifaliana nomena hatrizay ka hatrizao
Sambatra aho
Sambatra aho manana Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Miantefa
Vangy : 19
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Namana tsy mahafoy
Daty : 26/09/2026 22:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294