Ny Fitiavanao Jesoa (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavanao Jesoa, fitia mahasoa
Andrim-piainana iankinan’ny fo
Notantananao ny dia ka sambatra ery
Ity mpanompo nombanao fitia

Ny fitiavanao Jesoa, fitia mahasoa          
Andrim-piainana iankinan’ny fo
Notantananao ny dia ka sambatra ery
Ity mpanompo nombanao fitia

Andrim-piainana feno mampifaly fo
Ny fitiavanao ahy ry Tompo Tsitoha
Fifaliana nomena hatrizay ka hatrizao
Sambatra aho
Sambatra aho manana Anao
Fifaliana nomena hatrizay ka hatrizao
Sambatra aho
Sambatra cqse aho manana Anao

Tsy hiala Aminao aho ry Jesoa fitia
Hitoetra eo anilanao ho doria
Hiara-paly Aminao aho
ho mandrakizay
Ny antsika ho fitia mifandray

Tsy hiala Aminao aho ry Jesoa fitia
Hitoetra eo anilanao ho doria
Hiara-paly Aminao aho
ho mandrakizay
Ny antsika ho fitia mifandray

Andrim-piainana feno mampifaly fo
Ny fitiavanao tononkira.serasera.org ahy ry Tompo Tsitoha
Fifaliana nomena hatrizay ka hatrizao
Sambatra aho
Sambatra aho manana Anao
Fifaliana nomena hatrizay ka hatrizao
Sambatra cibhnh hdbb aho
Sambatra aho manana Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0375