Midera Anao (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny fiainanay ilay nomena Anao
toa feno fifaliana
Izay nalahelo am-po
nanjary mirana avokoa
Vao nokasihinao tamin'ny Tànanao
ny aretinay rehetra
Dia indro fa nandao, alkeoqmf tsy hita,
fongana, afakao

Zanak'Andriamanitra Ianao
Midera Anao izahay noho ny hatsaranao
Jesoa ô, tsy hainay ny hilaza
ny halehiben'ny tononkira.serasera.org Herinao,
Ny Herinao

Ny herim-paratsiana nangeja anay faslqesf tety
nandositra niala
Raha vao nahare ny bhwn Anaranao Jesoa mamiko
Raha ao am-po mantsy Ianao
Tsy hahavita inona ny fahavalo maro
Ny Tànanao miaro anay
tsy ho azom-pandrika

Zanak'Andriamanitra Ianao
Midera Anao izahay noho ny hatsaranao
Jesoa ô, tsy hainay ny hilaza
ny halehiben'ny herinao,
Ny Herinao...

Zanak'Andriamanitra Ianao
Midera Anao izahay noho ny hatsaranao
Jesoa ô, tsy hainay ny hilaza
ny halehiben'ny herinao,
Ny Herinao...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Miantefa
Vangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Namana tsy mahafoy
Daty : 05/10/2026 11:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335