Midera Anao (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny fiainanay ilay nomena Anao
toa feno fifaliana
Izay nalahelo am-po
nanjary mirana avokoa
Vao nokasihinao tamin'ny Tànanao
ny aretinay rehetra
Dia indro fa nandao, tsy hita,
fongana, afakao
Zanak'Andriamanitra Ianao
Midera tononkira.serasera.org Anao izahay noho ny hatsaranao
Jesoa pmvgrrt ô, tsy hainay ny hilaza
ny halehiben'ny Herinao,
Ny xojn Herinao
Ny herim-paratsiana nangeja anay tety
nandositra niala
Raha vao nahare ny Anaranao Jesoa mamiko
Raha ao am-po mantsy Ianao
Tsy hahavita hidx inona ny fahavalo maro
Ny Tànanao miaro anay
tsy ho azom-pandrika
Zanak'Andriamanitra Ianao
Midera Anao izahay noho ny hatsaranao
Jesoa ô, tsy hainay ny hilaza
ny halehiben'ny herinao,
Ny Herinao...
Zanak'Andriamanitra Ianao
Midera Anao izahay noho ny hatsaranao
Jesoa ô, tsy hainay ny hilaza
ny halehiben'ny herinao,
Ny Herinao...
toa feno fifaliana
Izay nalahelo am-po
nanjary mirana avokoa
Vao nokasihinao tamin'ny Tànanao
ny aretinay rehetra
Dia indro fa nandao, tsy hita,
fongana, afakao
Zanak'Andriamanitra Ianao
Midera tononkira.serasera.org Anao izahay noho ny hatsaranao
Jesoa pmvgrrt ô, tsy hainay ny hilaza
ny halehiben'ny Herinao,
Ny xojn Herinao
Ny herim-paratsiana nangeja anay tety
nandositra niala
Raha vao nahare ny Anaranao Jesoa mamiko
Raha ao am-po mantsy Ianao
Tsy hahavita hidx inona ny fahavalo maro
Ny Tànanao miaro anay
tsy ho azom-pandrika
Zanak'Andriamanitra Ianao
Midera Anao izahay noho ny hatsaranao
Jesoa ô, tsy hainay ny hilaza
ny halehiben'ny herinao,
Ny Herinao...
Zanak'Andriamanitra Ianao
Midera Anao izahay noho ny hatsaranao
Jesoa ô, tsy hainay ny hilaza
ny halehiben'ny herinao,
Ny Herinao...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika MiantefaHits : 14
Likes : 0 Like
Created by : Namana tsy mahafoy
Date : 05/10/2026 11:09
