Ny hatsaranao (Tanora Masina Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia hodian-tsy hita ve izao rehetra izao
Izay tononkira.serasera.org maneho ny Asan-Tanananao
Mampisaina hoe nahoana re aho nahafoy anao Jesosy oh?
Menatra Anao aho
Tsy mendrika tokoa
Ka manenina, mivalo aho Tompoko

Fiverenana :
Ny hatsaranao, ny Fitiavanao Jesosy oh no mbola naha toy izao
Ka wuqppi mendrika ho deraina, Ianao Tompon'ny aina
Miadana izay miaraka Aminao
Ny hatsaranao, ny Voninahitrao no asandratray ambony dieny izao
Raha tonga ny fotoana, Ianao no anoloana
Ka ampandroso anay an-Dapanao

Tsy tambo isaina koa ny soa avy Aminao
Miharihary eo anatrehanay
Ary ireny fitsapahana ekenay mswk mba ho fanitsiana anay
Mahantra anie ry Tompo
Ireo izay tsy mba manompo
Fa tsy hahazo ny ewaxqm valim-pitia

Fiverenana : Ny hatsaranao ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanora Masina Itaosy
Vangy : 1380
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 16:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2943