Ny boky tsara indrindra (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina ny Anaranao (Masina tokoa)
Masina koa ny Teninao
Misy Boky anankiroa dia Ny Testamenta Taloha
Ary tsy adino ny Filazantsara tena soa
Ireo no boky tena tsara indrindra (Boky tsara indrindra)
Tena mitondra fiainan-tsoa sy mirindra
Mampiseho ny tany am-piandohana
Manambara izay mbola hiafarana
Tsisy tomika yfni no sady lalana mampita
Fiverenana :
Hitanao ao ny fizotran'izany tantara
Sy ahitana ireo (toro-lalana) toro-lalana tsara
(Ny Sitrapon'Andriamanitra Ray
Sy ny Zanaka, Fanahy ô!)
No aoka hizorana anio sy ho mandrakizay
Ho anao izay mbola variana kosa (sao variana kosa)
Ny Baiboly dia manafaka trosa
Raha diso lalana hatrizay na niatrik'ady mahamay ô!
Ampiharo tsara izay nxjchtc rehetra voambara
Finoana tononkira.serasera.org tsisy Asa Fanompoana (Asa Fanompoana)
Dia tsy hanjary, fa tena zava-poana
Fo, qesnavjh Fanahy tena mahatoky no omena an'i Jesosy Zoky
Ho hitanao fa handeha izay hatao
Fiverenana : Hitanao ao ny fizotran'izany tantara ... (x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 924
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 21:47