Mpiandry tsara (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Tompo Andriamanitray no nanambara
Fa hihavaka rahatrizay ny ratsy sy tsara
Ka naniraka anay mba handeha
Hanambara ary koa hampandre
Ireo izay mbola tsy nandray Anao, ry Mpianry tsara
Tao anatin’ny haizina sy fahotana
No nakanao anay mba hampita gqhpwt ilay fahazavana
Koa miangavy Anao izahay anio
Ampianaro, toroy sy ahitsio
Ka tononkira.serasera.org jereo amin’ny indrafonao ry Mpiandry tsara
Fiverenana :
Mitalaho (izahay ka xsea avelao)
Izahay zanakao
Omeo ny hery sy fitiavanao
Ka mangataka Anao mba hitantana
Aza avela ho irery izahay
Fa ny devoly tsy mahay afa-tsy ny handavo anay
Maro ireo fahavalo mitady handrava
Sy mikendry hamitaka anay yavhij hampizarazara
Nefa mino izahay fa Ianao
Tsy hamela irery amin’izao
Manantena ny fiarovanao ry Mpiandry tsara
Fiverenana : Mitalaho (izahay ka avelao)… (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 978
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 16:34