You are here: home > Tononkira > Tanora Masina Itaosy

Misaotra Anao (Tanora Masina Itaosy)

https://tononkira.serasera.org/hira/tanora-masina-itaosy/misaotra-anao

Raha vao mijery ny masoko
ny hakanton'ireo zavaboary
toa mitony ny foko
indraindray ireo ataoko sary

Fantatro fa mihoatra ireo ny fitiavanao ahy
Tsapako satria mihoatra izay
tononkira.serasera.orgnangatahiko taminao no nomenao

Misaotra Anao aho
Tompo o misaotra Anao
Tsy misy tia ahy mihoatra noho Ianao
ny tiako hiafarako
dia ny eo anilanao Jesosy o
mahatoky aho f'Ianao miahy
handray ny tanako

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tanora Masina Itaosy
Mpamaky : 1474
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mioraSafi
Tamin'ny : 03/12/2019 18:48:17
ID : 12250

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo