Mifohaza (Tanora Masina Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrika ivelany toa mamiratra aok'izegny
No entin'ilay ratsy hambabo anô
Amaray anefa nenigny raha mandalo antenaigny
Kara tsy olono raha tsy manao izô

Firifiry no nanjeny ny androny ho lava
Ianao ve ho toy ireny, sanatria ny cava

Fiverenana:
Efa ampy izay ry namako ô!
Jesosy rango ela niandry anô
Mifohaza, andao hipody amizey
Tapao ny hevitrao niany fa tsy amaray

Miantso anao ny Tompo anio, moa mba Renzo ve izany?
Izy tsy hanameloka anô
Tsy manery anefa sanatria fa mandigny hatrany hatrany
Raiso Izy hanjaka anatinô

Firifiry no nanjeny ny androny ho lava
Ianao ve ho toy ireny sanatria ny vava

Fiverenana:
Efa ampy izay ry namako ô!
Jesosy rango ela niandry anô
Mifohaza, andao hipody amizey
Tapaho ny hevitrao niany fa tsamaray
Miandry anô ny fifaliam-be
Izy ko anao rô manambara hoe
Raha izaho sy ny ankohonako
Hanompo an'i Jesosy (×3)
Amin'ny fo

Miantso anao ny Tompo anio, moa mba renao ve izany?
Izy tsy hanameloka anô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanora Masina Itaosy
Vangy : 5753
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : kalotsiky
Daty : 21/07/2019 19:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1388