Jesoa Mpanafake (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nambara hatrany amparan'ny tany eNy teny soa mitondra fiainam-baovao
Ef' olo-maro nirahin' ny Tompo tetoy e
Fa mboe tsy angana avao ne adala
Jeso mpagnafake, Jeso mpagnavotse
Fa ie raika avao ro Tompo mpamonjy anao
Fiverenana :
Koa atolory ny Tompo ny fonao mba ho sasany
Fa ny olo-mpanota tavela an-tany etoy
Ny paradisa natao ho an' ireo olo-masina
Ino koa lahy no mbola lignisanao
Jeso mpagnafake, Jeso mpagnavotse
Manomana lanitse mba ho vantanenao
Fa paradisa fiaina feno harena
Io paradisa indesan'ny Tompo antsika io
Faly devole ny paradisan' ny Tompo
Fa torotoro e area agn' afobe
Jeso mpagnafake, Jeso mpagnavotse
De efa nandrese gny fahafatesana
Ndao lay longo hamonje hiala amin' ny tany
F' ao Lapa soa honenanao voavotse
Fa izay avao ro tena ilain' ny Tompo
Handomba Aze hitoetsa an-danitse
Jeso mpagnafake, Jeso mpagnavotse
Lombao lahy longo lombao fa Tomponao
Fiverenana : Koa atolory ny Tompo ny fonao mba ho sasany ...
A/C : SDN
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 260
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 22:05