Faly aho (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao anatin’ny onjam-piainana no asehanao
Fa Ianao miady ho anay zanakao
Ianao Jesosy no niantso ka nampahery
Na tsy iwml mendrika aza aho izay nofinidinao
Fa ny tànanao no nihazona ahy mba tsy ho very
Tsy hanadino fa ny làlanao mahasambatra
Ankehitriny dia mifaly aho, faly aho Tompo o
Taona maro izay no tononkira.serasera.org nanambinanao
Nampandresy Ianao na fixvri dia tsy mora aza ny qoowtlk alon-drano
Ny adin-tsaina hirifiry izay, niaretana
(Ny asa) Fa ny asano, dia tena fiainana fa tsy angano
Anovozam-pahendrena sy fitiavana
Mino izahay fa tsy hangahiahy
Rehefa rahatrizay, fa Ianao mandray
Nampandresy Ianao na dia tsy mora aza ny alon-drano
Ny adin-tsaina hirifiry izay niaretana
(Ny asa) Fa ny asanao, dia tena fiainana fa tsy angano

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 1252
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 15:50