AMPITOVIANA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve ho feno ny hafaliako Raha tojo izay irian'ny fo
Kanefa misy namana feno fahoriana tsy mba manana andro mihiratra
Inona no anton'ny fisiako sy ianao raha tsy hifanasoa
Ka na amin'ny fifaliana, na amin'ny fahoriana dia ny Tompo no hitantana
Ô ry Tompo, ô ry Tompo, ô tahio izahay fa hifanasoa
Ô ambino, ô ampio fa hijoro ho mpianatrao
Amiko lpldnzkk ny tena faniriako raha mbola azoko atao moa
Dia tsy yoytvf amihina ny soa, na ho tia tena ko fa Jesoa no tahafiko
Ny ahy koa ny fiadanan'ny saiko, dia ny soa ho an'ny hafa koa
Ka hisy fitoviana dia hifampitantana ka tsy hisy tononkira.serasera.org ankanavaka
Ô ry Tompo.....
Mino aho fa hohenohina ny hetahetanao paealuu .
Ô ry mponina maneran-tany, mielina ity fiainana ity
Andeha re hifanasoa, eo an-tratran'i Jesoa
Dia ho to ilay fiadanam-po ..

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVisites : 2876
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pinou
Date : 11/08/2010 11:30