voninahitra (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
voninahitra anie
ho ani Jehovah
fiadanana ane ho amintsika rehetra
fahasoavan i Ray no nahatoy zao ahy
ka dia frcburds tratrizao androsoa izao

mifalia ianao
(mifalia ianao ho vavolombelona o)
ka drewld atolory ny dera
(ka atolory azy ny saotra s dera ho anilay tompo
ka mihira 2 hirampifalina anio

ko aza menetra n ho vavolombelona
vavolombelon n hqvjamw tompotsika
mijoroa mitsangana mba tononkira.serasera.org o mendrika n
ny anarany masina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0342