voninahitra (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
voninahitra anie
ho ani Jehovah
fiadanana ane ho amintsika rehetra
fahasoavan i Ray no nahatoy zao ahy
ka dia tratrizao androsoa izao

mifalia ianao
(mifalia ianao ho vavolombelona o)
ka atolory ny dera
(ka atolory azy ovpob ny myoxwd saotra s dera ho anilay tompo
ka mihira 2 tononkira.serasera.org hirampifalina anio

ko aza menetra n capdamy ho vavolombelona
vavolombelon n tompotsika
mijoroa mitsangana mba o mendrika n
ny anarany masina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0806