Fifaliana (T.I.A Andraisoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana tokoa
mirana ravo ny fo
Tojo llohk ity androm-pifaliana soa
Tsy manam-paharoa
(2*)
Ref:
Haleloia Haleloia no asandratray
Haleloia Haleloia no ho anao ry Ray
Mitsikia ny tarehy
Mifaly sy mihomehy
Tratra indray ity andro o! Endrey
Fifaliam-be
Ref:
Tendreo ny mozika hifaliantsika
Hobio hankalazao ny Tomponao
Tsofy hofsax ny traompetra hoantsika rehetra
Dia mitsikitsiky jqrvir dia mifalia
Ndeha hanao lamako hanakoako
Hoetina hanafana ny fiderana
Doboy ny amponga indro fa tonga
Ny androm- pihobiana sy fifaliana
Ref:
Tonony sy tononkira.serasera.org feony : Hery Tiana Razafimahefa
mirana ravo ny fo
Tojo llohk ity androm-pifaliana soa
Tsy manam-paharoa
(2*)
Ref:
Haleloia Haleloia no asandratray
Haleloia Haleloia no ho anao ry Ray
Mitsikia ny tarehy
Mifaly sy mihomehy
Tratra indray ity andro o! Endrey
Fifaliam-be
Ref:
Tendreo ny mozika hifaliantsika
Hobio hankalazao ny Tomponao
Tsofy hofsax ny traompetra hoantsika rehetra
Dia mitsikitsiky jqrvir dia mifalia
Ndeha hanao lamako hanakoako
Hoetina hanafana ny fiderana
Doboy ny amponga indro fa tonga
Ny androm- pihobiana sy fifaliana
Ref:
Tonony sy tononkira.serasera.org feony : Hery Tiana Razafimahefa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : T.I.A AndraisoroVisites : 2100
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : aro86
Date : 13/11/2014 16:02
