Maninona e (Soa'Niaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maninona e
No ampijalinao toy tononkira.serasera.org izao izy iny cfbyipov e
Mba tiny ianao anie
Miafy omrxlqse ny adalanao foana izy e
Mba sainontsaino ihany anie
Dinidinio izay mety hiafarany
Fa jujgihg ny nenina tsy avy any aloha
Fa aty afara
Soa'Niaina
No ampijalinao toy tononkira.serasera.org izao izy iny cfbyipov e
Mba tiny ianao anie
Miafy omrxlqse ny adalanao foana izy e
Mba sainontsaino ihany anie
Dinidinio izay mety hiafarany
Fa jujgihg ny nenina tsy avy any aloha
Fa aty afara
Soa'Niaina
--------
Rohy:
Hevitra
ZahSoaniaina
(
22/09/2026 18:23)
https://web.facebook.com/reel/1397384415929724?locale=fr_FR
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Soa'NiainaVangy : 7
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ZahSoaniaina
Daty : 22/09/2026 18:23
