Raha ny amiko (SLK Vonona:METM betifaga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1""raha ny amiko jeso dia efa fantatrao
    Fa olona sahirana aho rerantsaina lava izao
   Tsy manankarena aho, tsy manambola omena anao
  Nefa Ray tsy reraka aho mitalaho

1*na mahonena sy mahantra aho ry raiko
   Tsy ny vola na ny arena jesosy ô no ilaiko
   Fa ilay fitiavanao, ry tomponay tsitoha
  Tsy anary anao na hiala hatramin'ny aiko

Fiv::mino aho jesosy ô(1er)
   tononkira.serasera.org     Fa ho akarinao(3em)
       Matoky aho ry tompo ô (1er)
       Fa gechxhf tsy ho arinao(3em)
       Ity zandrinao Jesô,mahantra tsy ampy anao
      Miandrandra famonjena lava izao
      Tompo ô hafao

2"na maro ireo mpanenjika any noho ny asanao
   Dia izao tsy hihemotra rufwd fa ande hanompo anao
   Tiavo ny fahavalonareo, hoy ny teninao
   Dia ho voavonjy ianao manomboka Izao

2*fa hiavaka anie ny manompo ahy
Izay tena mivavaka manankarena ara-panahy
Fa ny fihevitrareo tsy pwjrrfl mba fihevitro
Mandehana ianao ka torio ny teniko
          Fiv:mino aho...

A/c:binjô

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK Vonona:METM betifaga
Visites : 344
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Parao
Date : 06/08/2025 12:13
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0405