Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mitady Anao (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-isan'andro aho dia reraky ny fiainana,rotoroto lava
Trotraky ny adin-tsaina,izay tsy mety ho rava
Hitangoronan'ireo,olana mifamahofao
Sahiran-tsaina aho,te hiala izao fahoriako izao
1*tô lasa ny saiko mandinika izay tononkira.serasera.org hiafarahako
Tsy hita izay aleha mila hiala hatramin'ny aiko
Tompo ô,afaho re ny zioga mvzfwp lanjaiko
Fa tsy ampitondra izay tsy zakako ianao ry raiko
Fiv :tsy ampy anao,mitady anao
Ry jesosinay malala ô
Esory ato an-davaka aho
Fa te hiala
Raiko ô,amin'izao,fotoan-tsarotra iainako
Dia te anambara hoe mila anao jeso
2-nefa ianao irery ihany,ry jesosy tiako
No afaka andravon'indray ny fahoriako
Mba tantano aho ry zoky malalanay,
Vimbino aho,anio sy ho mandrakizaaay
2*tsy mahefa n'inon'inona,ra tsy mgcimjs anilanao
Tsy misy dikany aho,ra tsy ankavananao
Mba omeo hery mba hizorako indray
yhvd Sy ahitako ny lalam-baovao Ray
Fiv:
A/c:binjo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK Vonona:METM betifagaVisites : 659
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Parao
Date : 26/01/2024 11:19