Babonao (SLK Vonona:METM betifaga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1""babonao aho ry tompo malalako
  Resinao aho ry andriamanitro
  Tsara loatra ny ao aminao ka inty oqdwuy aho
  Resy lahatra fa hideranao
  Tapakevitra ny anompo anao
  Ka iaina fiainambaovao inty zanakao

Fiv::raha ny amiko tompo ô
   Dia foiko anao, omeko anao
  Hanompo anao aho nbnib ry Jesoô
  Manerana izao tontolo izao
  Babonao aho ry andriamanitra dpjwfnp ray
Ka ho eo anilanao foana izahay
Mandrakizay

2""izy ilay teo anilako hatrany
   Tsy mba manari-nary ahy izany
   Andriamanitra tsisy mahasolo raha mbola eto an-tany
   Na malahelo aho na falifaly
   Na nitsiky aho na nitomany
  tononkira.serasera.org  Teo an-kavanako mandrakariva izy
Tsy mba nanary

Fiv::
                            A/c:kamih

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK Vonona:METM betifaga
Visites : 544
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Parao
Date : 31/07/2025 21:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9127