Babonao (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1""babonao aho ry tompo malalako
Resinao aho ry andriamanitro
Tsara loatra ny ao aminao ka inty aho
Resy lahatra fa hideranao
Tapakevitra ny anompo anao
Ka iaina fiainambaovao inty zanakao
Fiv::raha ny amiko tompo ô
Dia foiko anao, omeko tononkira.serasera.org anao
Hanompo anao aho ry Jesoô
Manerana izao tontolo izao
Babonao aho myumsjja ry andriamanitra ray
Ka ho eo anilanao foana izahay
Mandrakizay
2""izy ilay teo hxiahwit anilako hatrany
Tsy mba manari-nary ahy izany
Andriamanitra tsisy mahasolo raha mbola eto an-tany
Na malahelo aho na falifaly
Na nitsiky aho na nitomany
Teo an-kavanako kwnjkt mandrakariva izy
Tsy mba nanary
Fiv::
A/c:kamih
Resinao aho ry andriamanitro
Tsara loatra ny ao aminao ka inty aho
Resy lahatra fa hideranao
Tapakevitra ny anompo anao
Ka iaina fiainambaovao inty zanakao
Fiv::raha ny amiko tompo ô
Dia foiko anao, omeko tononkira.serasera.org anao
Hanompo anao aho ry Jesoô
Manerana izao tontolo izao
Babonao aho myumsjja ry andriamanitra ray
Ka ho eo anilanao foana izahay
Mandrakizay
2""izy ilay teo hxiahwit anilako hatrany
Tsy mba manari-nary ahy izany
Andriamanitra tsisy mahasolo raha mbola eto an-tany
Na malahelo aho na falifaly
Na nitsiky aho na nitomany
Teo an-kavanako kwnjkt mandrakariva izy
Tsy mba nanary
Fiv::
A/c:kamih
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK Vonona:METM betifagaVisites : 440
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Parao
Date : 31/07/2025 21:52
