Tsy andriko (SITRAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isa maraina isan-kariva anie aho mahatsiaro anao
Tsy andriko ilay yaib maraina hahitana tononkira.serasera.org anao
Isa maraina ltrcwyu isan-kariva anie aho mahatsiaro anao
Tsy andriko ilay maraina hahitana anao
Hay ve, toy izany ilay fitia e
Hay ve, mety mankahia
Hay ve, toy izany ilay fitia e
Hay mavygoi ve, mety mankahia yeah
Ho tsenaiko hobedaiko anie raha azo atao e,

--------
Link:
Comments
lazanantenainaandriamavonirina
(
20/08/2016 18:22)
aiza no mety aitana mp3 an io?