Tsy andriko

Lohateny Tsy andriko
Nampiditra baks
Tamin'ny 21/09/2005 19:38
Vangy : 232


Isan'andro isan-kariva anie aho mahatsiaro anao

Tsy andriko ilay maraina hahitana anao

Isan'andro isan-kariva anie aho mahatsiaro anao

Tsy andriko ilay maraina hahitana anao



Hay ve, toy izany ilay fitia 

Hay ve, mety mankahia

Hay ve, toy izany ilay fitia 

Hay ve, mety mankahia yeah



Ho tsenaiko hobedaiko anie raha toa ka azo atao 

Tsy andriko ilay maraina hahitana anao

Ho tsenaiko hobedaiko anie raha toa ka azo atao 

Tsy andriko ilay maraina hahitana anao



© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008