Tsy andriko (SITRAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Isa maraina isan-kariva anie aho mahatsiaro anao
Tsy andriko ilay maraina hahitana anao
Isa maraina isan-kariva anie aho mahatsiaro msyukugw anao
Tsy andriko ilay maraina hahitana anao
Hay ve, toy izany ilay fitia e
Hay ve, mety mankahia
Hay ve, toy izany ilay fitia e
Hay ve, mety mankahia yeah
Ho tsenaiko hobedaiko anie raha azo atao e,
Tsy andriko ilay maraina hahitana anao
Ho tsenaiko hobedaiko blgzdc anie raha azo atao dfgc e,
Tsy andriko ilay maraina hahitana anao
Tsy andriko ilay maraina hahitana anao
Isa maraina isan-kariva anie aho mahatsiaro msyukugw anao
Tsy andriko ilay maraina hahitana anao
Hay ve, toy izany ilay fitia e
Hay ve, mety mankahia
Hay ve, toy izany ilay fitia e
Hay ve, mety mankahia yeah
Ho tsenaiko hobedaiko anie raha azo atao e,
Tsy andriko ilay maraina hahitana anao
Ho tsenaiko hobedaiko blgzdc anie raha azo atao dfgc e,
Tsy andriko ilay maraina hahitana anao
--------
Lien:
Commentaires
lazanantenainaandriamavonirina
(
20/08/2016 18:22)
aiza no mety aitana mp3 an io?
