Matokia (SITRAKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako mantsy raha mba tsapanao
F'efa voafandrikao ny amiko manontolo
N'inona n'inona hitranga eo dia
Matokisa moa e!
Eny ekeko mbola ho lava
Ny lalantsika
Ts fotoama no hanimba ireo efa vita
Fa ny tanjoko hitoetra
eo anilanao foana

Réf:
Ataoko ahoana
Ny hitady olon-kafa ankoatra anao
Tsy ho vitako intsony
Vonona aho nyy hitia sy hanaja anao
Andrasako foana ilay fotoana
Na ho ela na ho haingana
Na aiza n'aiza dia
ho anao irery aho

Ekeko fa ts'hisy ny hasolo anao
Na ho teteziko ary izao tontolo izao
Ny masaka ao an-tsaiko d efa isika roa e!
.........
Ilay nofintsika hatrizao hoe hoe izaho sy ianao
Dia hitambatrra iray ary ho mandrakizay
--------
Rohy:
Hevitra
diaryandrainafanomezantsoa ( 07/02/2022 11:27)
Tiako mantsy raha mba tsapanao
F'efa voafandrikao ny amiko manontolo
N'inona n'inona hitranga eo dia
Matokisa moa e!
Eny ekeko mbola ho lava
Ny lalantsika
Ts fotoama no hanimba ireo efa vita
Fa ny tanjoko hitoetra
eo anilanao foana

Réf:
Ataoko ahoana
Ny hitady olon-kafa ankoatra anao
Tsy ho vitako intsony
Vonona aho nyy hitia sy hanaja anao
Andrasako foana ilay fotoana
Na ho ela na ho haingana
Na aiza n'aiza dia
ho anao irery aho

Ekeko fa ts'hisy ny hasolo anao
Na ho teteziko ary izao tontolo izao
Ny masaka ao an-tsaiko d efa isika roa e!
.........
Ilay nofintsika hatrizao hoe hoe izaho sy ianao
Dia hitambatrra iray ary ho mandrakizay
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SITRAKA
Vangy : 12326
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : you%27nja
Daty : 03/07/2018 17:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5121