Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy andriko
Isa maraina isan-kariva anie aho mahatsiaro anao Tsy andriko ilay maraina hahitana anao Isa maraina isan-kariva anie aho mahatsiaro anao Tsy andriko ilay maraina hahitana anao Hay ve, toy izany ilay fitia e Hay ve, mety mankahia Hay ve, toy izany ilay fitia e Hay ve, mety mankahia yeah Ho tsenaiko hobedaiko anie raha azo atao e, Tsy andriko ilay maraina hahitana anao Ho tsenaiko hobedaiko anie raha azo atao e, Tsy andriko ilay maraina hahitana anao
