IZAHO IRERY (SITRAKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
piwjod lavitr’olotiana anie ka manina
tsy mba manana elatra anie
ho any aminao
ny eritreritro tononkira.serasera.org no sisa
alefa ho anao ’zaho tsy haditra
REF:  izaho irery no mitanisa e!
         ireo lasa izay efa vita
  imsiaps        mandrevy ny ho avy tsy hita e!
    vnykv      tiako mba ho fiainantsika
iny rahona iny anie no fiarako
alefa ho anao ny fitiavako
tsy hanambinana fa iray
ilay fitia anie e! ho mandrakizay
REF:

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SITRAKA
Hits : 10840
Likes : 1 Like
Created by : baks
Date : 21/09/2005 19:34
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8649