Savolaina (Silo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Ndray maraina, somary savolaina
Vao nifoha, narary erggma ny an-doha
Niezaka nanokatra ny saina
Ny tononkira.serasera.org omaly adinony avokoa
Dia nandray sigara pntwtfi vaovao
Hitadidy ny lasa rehetra tany
Tsy hay intsony mantsy izay natao
Ny tany ambony lasa tany ambany
Haka kely, hitroka kely indray
Rivotra iainana any anaty
Avelao izy indraindray
Fa iny izy yepzu no mahafatifaty
Diso be, ratsy koa ny ataony
Fa ny marina tsy hita eto an-tany
Ireo hira sy reo zay fanaony
No hamafana izany adalany izany
Vao nifoha, narary erggma ny an-doha
Niezaka nanokatra ny saina
Ny tononkira.serasera.org omaly adinony avokoa
Dia nandray sigara pntwtfi vaovao
Hitadidy ny lasa rehetra tany
Tsy hay intsony mantsy izay natao
Ny tany ambony lasa tany ambany
Haka kely, hitroka kely indray
Rivotra iainana any anaty
Avelao izy indraindray
Fa iny izy yepzu no mahafatifaty
Diso be, ratsy koa ny ataony
Fa ny marina tsy hita eto an-tany
Ireo hira sy reo zay fanaony
No hamafana izany adalany izany
--------
Rohy:
