HIDERA ANAO (Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka Fivoarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Faly ny foko f’afaka midera,
Anao lholuw Andriamanitro mpanjakako.
Satria ianao be voninahitra tokoa
Ka mendrika ny ho asandratray yhbrvphp tkobscqc ambony
Ref: *2
Hidera anao aho raha mbola tononkira.serasera.org miaina koa.
Hanandratra ambony ny voninahitrao
Ny dera, ny laza, ny saotra
Ho anao Mandrakizay doria
2) Hefaiko ny voadiko aminao
Ka hitory ny filazantsara aho
Ianao jesosy no hanokatra ny molotro
Dia anambara ny fiderana anao aho.
Ref: *1
Fôlaka
Ref: *2
A/C: Tina RAZAFINJATO
Anao lholuw Andriamanitro mpanjakako.
Satria ianao be voninahitra tokoa
Ka mendrika ny ho asandratray yhbrvphp tkobscqc ambony
Ref: *2
Hidera anao aho raha mbola tononkira.serasera.org miaina koa.
Hanandratra ambony ny voninahitrao
Ny dera, ny laza, ny saotra
Ho anao Mandrakizay doria
2) Hefaiko ny voadiko aminao
Ka hitory ny filazantsara aho
Ianao jesosy no hanokatra ny molotro
Dia anambara ny fiderana anao aho.
Ref: *1
Fôlaka
Ref: *2
A/C: Tina RAZAFINJATO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka FivoaranaHits : 543
Likes : 0 Like
Created by : Tsoaraz
Date : 22/04/2024 09:20
