Tandimerina (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly be aho mahita anao anio
Ravoravo be fa indro qitrkwx ankehitriny
Gagagaga ihany aho nahare fa ho avy ianao
Hay tonga tokoa
Ka hosorana tantely tononkira.serasera.org sy dobera ary ve ianona e
Sa whisky, sa labiera ?
Fa cvtxnu mangimangididy indray ngamba ianona dia tonga
Mangimangididy indray dia mila fanafody
Tsy ampy horokoroka
Safosafo sy mamikely indray ikala kely iny
Dia tonga
Mangimangididy indray ngamba ianona hyqin dia tonga

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SamoelaVisites : 6462
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : gasikeli
Date : 08/02/2006 15:41