CHANT DOWN PIRATE (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nalaim-panahy aho hfir 'ndray alina izay,
Ho ajanona angamba 'ty mozika 'ty,
Fa sahalan'ny misasatra ho an'ilay Zafy,
Mitsemboka ho an'ny piraty.

Ankehitriny dia tsy mahavelona ny hirahira,
Marina 'zany tsy manisy sira aho,
Nandeha ny polisy tsy hita,
Nanantso zandary tsy mahavita.

Rahoviana ary 'tsika no mba hiaradia,
Hampandroso tononkira.serasera.org 'ty mozika 'ty?
Ka hisy hatrany ny hira vaovao,
Hifampizarako rzrbtvq aminao.

Hifamelona isika fa tsy hifamono,
Ny olo 'zay ijghyo misy fanahy,
Ny mividy piraty tsy namako 'tsony,
Fa manano 'zay mahafaty ahy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Samoela
Vangy : 1008
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : litarazavar
Daty : 17/06/2024 15:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3231