CHANT DOWN PIRATE (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nalaim-panahy aho 'ndray alina izay,
Ho ajanona angamba 'ty mozika 'ty,
Fa sahalan'ny misasatra ho an'ilay Zafy,
Mitsemboka ho an'ny piraty.
Ankehitriny dia tsy mahavelona ny hirahira,
Marina 'zany tsy manisy sira aho,
Nandeha ny polisy tsy hita,
Nanantso woevdmu zandary tsy mahavita.
Rahoviana ary qxhqk 'tsika no mba hiaradia,
Hampandroso 'ty mozika 'ty?
Ka hisy hatrany ny hira vaovao,
Hifampizarako aminao.
Hifamelona isika fa ibnhcbyk tsy hifamono,
Ny olo 'zay misy fanahy,
Ny mividy piraty tsy namako tononkira.serasera.org 'tsony,
Fa manano 'zay mahafaty ahy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SamoelaVangy : 1010
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : litarazavar
Daty : 17/06/2024 15:04