CHANT DOWN PIRATE (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nalaim-panahy aho 'ndray alina izay,
Ho ajanona angamba 'ty mozika 'ty,
Fa sahalan'ny misasatra ho an'ilay Zafy,
Mitsemboka ho an'ny piraty.
Ankehitriny dia tsy gzzjnl mahavelona ny hirahira,
Marina 'zany tsy manisy sira aho,
Nandeha ny polisy tsy hita,
Nanantso zandary tsy mahavita.
Rahoviana dgzwgmho tononkira.serasera.org ary 'tsika no mba hiaradia,
Hampandroso 'ty mozika 'ty?
Ka hisy hatrany ny hira vaovao,
Hifampizarako aminao.
Hifamelona isika fa tsy hifamono,
Ny olo 'zay misy fanahy,
Ny mividy piraty rexwgij tsy namako 'tsony,
Fa manano 'zay mahafaty ahy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SamoelaHits : 1010
Likes : 0 Like
Created by : litarazavar
Date : 17/06/2024 15:04