Ovy Ambatolampy (Samoann)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mankany Ambatolampy ianao e
Hafarako hitondra ovy a
Ho ataoko laoka maraina
Fa ireny oa no betsaka any
Raha mandalo any Itasy ianao e
Hafarako hitondra sjbrfxof trondro a
Mba ho ataoko saosy ratoandro
Fa izany oa no mora any
Raha mandalo any Talata ianao mjwtwkk e
Ivimbino kobandravina aho
Mba ho ataoko ody tononkira.serasera.org ambava-fo
Fa ireny oa no betsaka any ppgqso
Hafarako hitondra ovy a
Ho ataoko laoka maraina
Fa ireny oa no betsaka any
Raha mandalo any Itasy ianao e
Hafarako hitondra sjbrfxof trondro a
Mba ho ataoko saosy ratoandro
Fa izany oa no mora any
Raha mandalo any Talata ianao mjwtwkk e
Ivimbino kobandravina aho
Mba ho ataoko ody tononkira.serasera.org ambava-fo
Fa ireny oa no betsaka any ppgqso
--------
Lien:
Commentaires
hery
(
15/11/2022 22:40)
Ary atsy amin'ny Radiovazogasy hoe Itondray no lohateny. Sa Ovy Ambatolampy no tena titre-n'io?
