ny didy napetrakao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy miala grqd amin’ny Baiboly izahay
Hianatra baiboly izahay
Hamantatra baiboly izahay
Hampiasa ny baiboly izahay
Hitory ny Anaranao izahay
Hilaza sy hanambara izahay
Ny tononkira.serasera.org didy napetrakao re ry Ray
2-Hiezaka ny zvxtaizd hanambara izahay
Ny didy napetrakao re ry Ray
Hiezaka ny hankato izahay
Ny didy voalazanao re ry Ray
Hitory ny teninao izahay
Hitory sy hanambara izahay
zay rehetra sitrakao re Ray
3-Hitory an’i Jesoa tia izahay
Hanaraka Anao tokoa izahay
Tsy hivadika Aminao izahay
Hiezaka hanompo Anao izahay
Hitory ny Anaranao izahay
Hitory ny teninao izahay
Hijoro sy hanambara izahay
REF: Ny didy napetrakao ho anay tokoa ry Ray
Dia ho fantarinay sy ianaranay tokoa
Ka tena qtmlj iainanay amin’ny fiainanay
Ho tena mendrika ny Anaranao
Ireo teninao ry Ray zay ianaranay tokoa
Mba hapitombo hatrany ny finoana Anao Jesoa
Ka tsy ho menatra ho vavolombelonao
Ka tena hijoro amin’ny farany
A.Hery Razanakoto
Hianatra baiboly izahay
Hamantatra baiboly izahay
Hampiasa ny baiboly izahay
Hitory ny Anaranao izahay
Hilaza sy hanambara izahay
Ny tononkira.serasera.org didy napetrakao re ry Ray
2-Hiezaka ny zvxtaizd hanambara izahay
Ny didy napetrakao re ry Ray
Hiezaka ny hankato izahay
Ny didy voalazanao re ry Ray
Hitory ny teninao izahay
Hitory sy hanambara izahay
zay rehetra sitrakao re Ray
3-Hitory an’i Jesoa tia izahay
Hanaraka Anao tokoa izahay
Tsy hivadika Aminao izahay
Hiezaka hanompo Anao izahay
Hitory ny Anaranao izahay
Hitory ny teninao izahay
Hijoro sy hanambara izahay
REF: Ny didy napetrakao ho anay tokoa ry Ray
Dia ho fantarinay sy ianaranay tokoa
Ka tena qtmlj iainanay amin’ny fiainanay
Ho tena mendrika ny Anaranao
Ireo teninao ry Ray zay ianaranay tokoa
Mba hapitombo hatrany ny finoana Anao Jesoa
Ka tsy ho menatra ho vavolombelonao
Ka tena hijoro amin’ny farany
A.Hery Razanakoto
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 233
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 06:57
