njay reko Tompo ô ! (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fxvsc vindsqe 1-Njay reko Tompo ô ! Izany antsonao
Miantso ahy re hanao ny asanao
Ka endrey ny hafaliako raha mandre izany
Antso hoe handeha hanao izany sitrakao
Sambatra aho Jesoa fa miarak’Aminao tokoa
Zao no faniriako tena fifaliako
Hiasa ho Anao hanao ny sitrakao
Koa tafio ny tononkira.serasera.org herinao handresy toa Anao
2-Njay reko miantso ahy tokoa ny feonao
Toa tsy mety mangina fa manako ao
Ianao no nifidy sy niantso ahy
Vonona aho hanao tokoa wlzcrm izany sitrakao
Olo-maro sesehena ‘ndreo miandry Anao
Ambarao ‘lay famonjen’izao tontolo izao
Ampianro mba hahay hanompo Anao
Ary hanolontena hanao ny sitrakao
REF:
Ndreto izahay vonona indray hiasa ho anao ry Ray
Ka ny faniriana avy ao anatinay ry Tompo ô !
Mba handresy tahaka Anao tokoa ny olonao
RAKOTOMANANJARA Narivony Nirina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 280
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 06:50