ianao irery (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Atongilano aminay re ny sofinao JesoaMba hihaino ny fitarainako
Fa marobe reo fahotana vitako Jesoa ô!
Diovy re ,diovy re raha sitrakao
2-Atongilano aminay re ny sofinao Jesoa
Mba hihaino ny fivavahako
Fa marobe reo hadvitako Jesoa ô!
‘zay tsy mifanaraka amin’ny didinao
Ref :
Ianao irery ihany anie no azo hifonana
Ianao irery ihany anie no azo hitarainana
Ianao Jesoa ho efa nanolotra layrànanosoa
Hanadio ireo mivavaka am-pona
Ianao Jesoa ho efa nanolotra ny ainao koa
Hanadio ireo mibebaka tokoa
A . Hery Razanakoto (Nov 2006)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 168
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:53
