Ampidiro aloha ny tenimiafina
hotahiana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:Raha gfabzwt mihaino ka tyda mitandrina
Hanaraka ny didiny rehetra ianao
Dia ho tonga aminao sy ho azonao
Ireo fitahiana mijnvxde rehetra raha mitandrina ianao
1-hotahiana ianao ao an-tanana re
Hotahiana koa eny tononkira.serasera.org antsaha
Hotahiana koa ny ateraky ny kibonao
Ny vokatry ny tany sy ny ateraky ny biby fiompinao
Hotahiana re
2-hotahiana ianao raha miditra
Hotahiana ianao raha mivoaka
Hotahiana ny ateraky ny ombinao
Dia hotahiana ny haronao sy ny lovia fanaova-mofonao
Hotahiana re
REF:Raha tsy mihaino ka tsy hiitandrina
Tsy hanaraka ny didiny rehetra ianao
Dia hivadika ho ozona avokoa anie
Ireo fitahiana ‘zay nomeny anao
(Deo 28 : 1-6)
A . Hery Razanakoto (02 Juil 2017)
Hanaraka ny didiny rehetra ianao
Dia ho tonga aminao sy ho azonao
Ireo fitahiana mijnvxde rehetra raha mitandrina ianao
1-hotahiana ianao ao an-tanana re
Hotahiana koa eny tononkira.serasera.org antsaha
Hotahiana koa ny ateraky ny kibonao
Ny vokatry ny tany sy ny ateraky ny biby fiompinao
Hotahiana re
2-hotahiana ianao raha miditra
Hotahiana ianao raha mivoaka
Hotahiana ny ateraky ny ombinao
Dia hotahiana ny haronao sy ny lovia fanaova-mofonao
Hotahiana re
REF:Raha tsy mihaino ka tsy hiitandrina
Tsy hanaraka ny didiny rehetra ianao
Dia hivadika ho ozona avokoa anie
Ireo fitahiana ‘zay nomeny anao
(Deo 28 : 1-6)
A . Hery Razanakoto (02 Juil 2017)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 223
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:51
