hifonako aminao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa menatra aho ry Ray :ny hitaraina indrayHoe : mamelà ny heloka
Fa marobe tokoa ‘reo fahotana izay vita
Ka hifonako Aminao ry Ray
Fa ankehitriny kosa e !hiezaka izahay
Mba hianatra ny teninao
Mba hafataranay Ray ireo izay sitrakao
Ka hotandremako manomboka izao
Ianao no efa niteny hoe: mandehana ianao
Fa amin’izao sisa izao dia aza manota intsony
Fa ankehitriny kosa e ! Hieraka izahay
Mba hianatra ny teninao
Fa ato ampoko no iraketako ny teninao
Mba tsy hanotako Aminao
A . Hery Razanakoto (16 SEPT 2017)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 163
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:45
