Mandamina Jesoa (SALSA Ziona Fahazavana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Jesoa no mikarakara ny fiainanao
Izy no mandrindra tsara izao rehetra izao
Izy mbola nanome maraina vaovao
Jesoa no mandamina misaora Azy izao
wlzjyk REFRAIN:
Ho Anao ny voninahitra ry Tomponay
Indro ny antema sy ny hira asandratray
Lehibe ny fahendrena fandaminanao
Raiso re ny fanekena ataonay Aminao
Voalaminao ny aty , voalaminao ny ary
Jesoa no mandamina ny fiainanay ety
2- Noho Ianao tononkira.serasera.org Jesoa no mbola ahavelomanay
Avy fttfo Aminao ny tombon'andro iainanay
Ianao no nanome zao feonay izao
Ka raha mbola velona hihira lpqxar ho Anao
REFRAIN:
Ho Anao ny voninahitra ry Tomponay
......
3-Jesoa no mandavorary izao rehetra izao
Manasitrana marary Izy raika avao
Izay olana miseho sy misy eo aminao
Dia ho Alaminy ho vahany raha jiaby izao
REFRAIN:
Ho Anao ny voninahitra ry Tomponay
......
A/C RAHADRA MAHEFA
FJKM Ziona Fahazavana Anosibe
Izy no mandrindra tsara izao rehetra izao
Izy mbola nanome maraina vaovao
Jesoa no mandamina misaora Azy izao
wlzjyk REFRAIN:
Ho Anao ny voninahitra ry Tomponay
Indro ny antema sy ny hira asandratray
Lehibe ny fahendrena fandaminanao
Raiso re ny fanekena ataonay Aminao
Voalaminao ny aty , voalaminao ny ary
Jesoa no mandamina ny fiainanay ety
2- Noho Ianao tononkira.serasera.org Jesoa no mbola ahavelomanay
Avy fttfo Aminao ny tombon'andro iainanay
Ianao no nanome zao feonay izao
Ka raha mbola velona hihira lpqxar ho Anao
REFRAIN:
Ho Anao ny voninahitra ry Tomponay
......
3-Jesoa no mandavorary izao rehetra izao
Manasitrana marary Izy raika avao
Izay olana miseho sy misy eo aminao
Dia ho Alaminy ho vahany raha jiaby izao
REFRAIN:
Ho Anao ny voninahitra ry Tomponay
......
A/C RAHADRA MAHEFA
FJKM Ziona Fahazavana Anosibe
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SALSA Ziona Fahazavana AnosibeVisites : 1758
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : niainarahadra
Date : 01/02/2018 19:50
