Ampianaro aho (S.A Voatsinampy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa na tononkira.serasera.org dia zazakely aho,
Dia tianao foanafoana
Kely, bitika anefa tsy ahilikao
Fa tianao foanafoana
Ampianaro aho oiub mba ho toa Anao
Hahay hitia ireo namako
Hahay hizara ny tsara ary ihany koa
Ho zaza hendry sy fzlezg mpankatoa
Jesoa na dia voatsinampy aho
Dia tianao foanafoana
Madiditra indraindray dia anarinao
Satria tianao foanafoana emkclfix
Dia tianao foanafoana
Kely, bitika anefa tsy ahilikao
Fa tianao foanafoana
Ampianaro aho oiub mba ho toa Anao
Hahay hitia ireo namako
Hahay hizara ny tsara ary ihany koa
Ho zaza hendry sy fzlezg mpankatoa
Jesoa na dia voatsinampy aho
Dia tianao foanafoana
Madiditra indraindray dia anarinao
Satria tianao foanafoana emkclfix
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : S.A VoatsinampyHits : 404
Likes : 0 Like
Created by : vanessaPARANIAINA
Date : 12/10/2025 08:58
