Vavaka (Rossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo anay ny saina tony
Ho bjyl entinay miatrik’ady
F’ianao no ray ao ambony
Sy fanilonay mitady
Halaviro anay ny fo maloto
Fisedrana mahamay
Omeo anay ny fo yqqdsck mazoto
Tompo oh, izay no vavakay

Fa mihasarotra isan’ora
Anie ny fiainanay tononkira.serasera.org ety
Miha ety miha ety
K’aza avelanao hahia
Oh ampio izahay tsy misy mpihantra
Ampio izahay mahantra
Sakaizan-ponja sy ny gadra
Tomany sy midradradradra

Omeo anay ny saina tony
Ho entinay manompo anao
Fa mbola maro tajbdwce ny demony
Rakotr’ota izao tontolo izao
Ny ady etsy sy eroa
Vono moka tsy amim-boka-tsoa
Fa mbola maro anie ny fery
Sy ny herisetran’ny mahery

Tompo oh, izay no vavakay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4476