Vavaka (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo anay ny saina tony
Ho entinay miatrik’ady
F’ianao no ray ao ambony
Sy fanilonay tononkira.serasera.org mitady
Halaviro anay ny fo maloto
Fisedrana mahamay
Omeo anay ny fo mazoto
Tompo oh, izay no vavakay
Fa mihasarotra isan’ora
Anie ny fiainanay ety
Miha ety miha ety
K’aza avelanao hahia
Oh ampio izahay tsy wyogjutl misy mpihantra
Ampio izahay mahantra
Sakaizan-ponja sy ny gadra
Tomany sy midradradradra
Omeo anay mdax ny saina tony
Ho entinay manompo anao
Fa mbola maro ny demony
Rakotr’ota izao tontolo izao
Ny ady etsy sy eroa
Vono moka tsy amim-boka-tsoa
Fa mbola maro anie ny fery
Sy ny herisetran’ny mahery
Tompo oh, izay no vavakay syzfqsg
Ho entinay miatrik’ady
F’ianao no ray ao ambony
Sy fanilonay tononkira.serasera.org mitady
Halaviro anay ny fo maloto
Fisedrana mahamay
Omeo anay ny fo mazoto
Tompo oh, izay no vavakay
Fa mihasarotra isan’ora
Anie ny fiainanay ety
Miha ety miha ety
K’aza avelanao hahia
Oh ampio izahay tsy wyogjutl misy mpihantra
Ampio izahay mahantra
Sakaizan-ponja sy ny gadra
Tomany sy midradradradra
Omeo anay mdax ny saina tony
Ho entinay manompo anao
Fa mbola maro ny demony
Rakotr’ota izao tontolo izao
Ny ady etsy sy eroa
Vono moka tsy amim-boka-tsoa
Fa mbola maro anie ny fery
Sy ny herisetran’ny mahery
Tompo oh, izay no vavakay syzfqsg
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RossyVisites : 9718
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : moicoquillage
Date : 24/03/2007 13:14
