Tsy ampy fitia (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa mihavato fo
ny olona ety
Tsy mendrim-pamelana
izay nania
fa efa ny valifaty no inoana,tsy te ahalala phfh intsony
Manampin-tsofina
Mamo ny saina
f'izay tononkira.serasera.org miova be
f'ho tapitr'aina
feno fankahalana, herisetra
izay jerena rehetra
tsy ampy fitia(3)
Fa na ny boky
sarisary ny etsetra
Tsy misy tsy ahitanao herisetra
Tsy mahataitra intsony, mahazatra
miara-mandingana harato
Tsy fiampangana anao sanatria
No nanarotana ity hira hrlkj ity
Fa kosa zugct noho ny
fahatsapana fotsiny ihany
hoe niova tokoa izany tany
TSY AMPY FITIA.
ny olona ety
Tsy mendrim-pamelana
izay nania
fa efa ny valifaty no inoana,tsy te ahalala phfh intsony
Manampin-tsofina
Mamo ny saina
f'izay tononkira.serasera.org miova be
f'ho tapitr'aina
feno fankahalana, herisetra
izay jerena rehetra
tsy ampy fitia(3)
Fa na ny boky
sarisary ny etsetra
Tsy misy tsy ahitanao herisetra
Tsy mahataitra intsony, mahazatra
miara-mandingana harato
Tsy fiampangana anao sanatria
No nanarotana ity hira hrlkj ity
Fa kosa zugct noho ny
fahatsapana fotsiny ihany
hoe niova tokoa izany tany
TSY AMPY FITIA.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RossyVangy : 6430
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/04/2016 23:48
