Teny kely (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teny kely monja,
Kely nefa mafonja,
Tsy tanty tsy qmsxzq holazaina
Fa mila haningotra ny aina ô!
Ilana valiny akia e!
Na ho eny na ho tsia e!
Nefa any aho mba kvfkh manantena anie
Manantena fanekena.
Tiako ianao,eny, tiako
Ny eo anilanao no iriko
Ka lazao tononkira.serasera.org izay hevitrao
Mba ho fantatro eto izao ô!
Hamoizako raha tsy ekenao
Ity foko manantena;
Hifaliako raha sitrakao
Ny sayd faniriko ka lazao!
Teny kely...
Kely nefa mafonja,
Tsy tanty tsy qmsxzq holazaina
Fa mila haningotra ny aina ô!
Ilana valiny akia e!
Na ho eny na ho tsia e!
Nefa any aho mba kvfkh manantena anie
Manantena fanekena.
Tiako ianao,eny, tiako
Ny eo anilanao no iriko
Ka lazao tononkira.serasera.org izay hevitrao
Mba ho fantatro eto izao ô!
Hamoizako raha tsy ekenao
Ity foko manantena;
Hifaliako raha sitrakao
Ny sayd faniriko ka lazao!
Teny kely...
--------
Rohy:
