Teny kely (Rossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teny kely monja,
Kely nefa mafonja,
Tsy tanty tsy holazaina
Fa dvwm mila haningotra ny aina ô!
Ilana valiny akia e!
Na ho eny na ho tsia e!
Nefa any aho mba manantena anie
Manantena fanekena.

Tiako ianao,eny, hehdjr tiako
Ny tononkira.serasera.org eo anilanao no iriko
Ka lazao izay hevitrao
Mba ho fantatro eto izao ptpgvju ô!
Hamoizako raha tsy ekenao
Ity foko manantena;
Hifaliako raha sitrakao
Ny faniriko ka lazao!

Teny kely...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rossy
Hits : 4941
Likes : 0 Like
Created by : Lanto
Date : 11/01/2003 13:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0728