na dia lavitra (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
na dia lavitra sy feno fandrika aza
ny lalana mandeha icvhmhe mankany
tsy maintsy ho tody maxkl tsy maintsy ho avy aho
fa dngmo tononkira.serasera.org manina anao aho izany e
satria ny fitia manjohy
manaraka anao eny ihany
izay tia tena tia
tsy mahalala elanelan-tany

--------
Rohy: